Teny iditra | 1 viky vahy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] karazan-kankana miaina amin'ny tsinain'olombelona sy ny biby sasany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] tricocéphale, ténia |
Voambolana |
5 Fahasalamana 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fototeny | 7 viky, vahy |
Tovy hevitra | 8 sakoitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |